Communiqué de presse CREM: Fanambarana sy fanentanana manoloana ny toe-draharaha ankehitriny

Publié Publié dans Actualités

Hafatra avy amin’i Pr RAVELOMANANA Mamy: Tadidio ny hiran’i Sakelidalana « Gasikara » ho an’ny mpamadika sy ny mpihatsaravelatsihy. Ampitao amin’ny namana …   Raha motoka ny tanako Tsy hampandroso anao hiady Fa hampahantra anao Ho gasy sasatra Ry tany mamiko o ’Zao no veliranoko Ozony hatramin’ny taranako Ref:Aleveno ho mora tazana F’aza atao am-pasan-drazana Hifalian’ireo goaika Sy ireo vitsika mpitsaika ooooo   http://tononkira.serasera.org/hira/ny-sakelidalana/gasikara-4 tononkira.serasera.org   Fiakambanana tsy hitadiavana na voninahitra, na […]